Judges 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga ireo mpanjaka ka niady, eny, niady ireo mpanjakan’i Kanana, tany Tanàka, teo anilan’ny ranon’i Megido nefa tsy nisy volafotsy azony ho babo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga ireo mpanjaka ka nandrafitra ady izy ireo, nandrafitra ady tamin’izay ireo mpanjakan’i Kanaana, dia tao Tanàka teo amoron’ny ranon’i Magedao, fa tsy nahazo na dia akoram-bolafotsy iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga hiady ireo mpanjakan’i Kanahàna ka dia nanafika tao Tahenàka, teo akaikin’ny loharanon’i Megidao, nefa tsy nahazo na babo na volafotsy!
Malagasy Bible 1865
Tonga ireo mpanjaka ka niady, eny, niady tao Tanaka ireo mpanjakan'i Kanana, dia teo anilan'ny ranon'i Megido; Tsy nisy volafotsy azony ho babo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga ireo mpanjaka ka niady, eny, niady ireo mpanjakan’i Kanana, tany Tanàka, teo anilan’ny ranon’i Megido nefa tsy nisy volafotsy azony ho babo.
malagasy
Tonga ireo mpanjaka ka niady, eny, niady tao Tanaka ireo mpanjakan'i Kanana, dia teo anilan'ny ranon'i Megido; Tsy nisy volafotsy azony ho babo.