Judges 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fanokanan-tena tanteraka teo amin’ny Israely sy ny fanoloran-tena an-tsitrapo nataon’ny vahoaka dia miderà NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nitsangana hitarika ny lehibe ao amin’i Israely; ny vahoaka nanolo-tena an-tsitrapo hiady; ka misaora an’i Iaveh amin’izany ianareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa samy vonon-kiantafika ny vatan-dehilahy eto Israely, nanolo-tena hiady ny vahoaka; koa isaory ny TOMPO izany!
Malagasy Bible 1865
Noho ny fitarihan 'ny lehibe tamin'ny Isiraely sy ny fahazotoan'ny vahoaka nanolotena, dia miderà an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fanokanan-tena tanteraka teo amin’ny Israely sy ny fanoloran-tena an-tsitrapo nataon’ny vahoaka dia miderà NY TOMPO!
malagasy
Noho ny fitarihan'ny lehibe tamin'ny Isiraely sy ny fahazotoan'ny vahoaka nanolotena, dia miderà an'i Jehovah.[Na: fitombadahin']