Judges 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy teny amin’ny lanitra no niady ny kintana. Avy teny amin’ny lalany no niadiany tamin’i Sisera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany an-danitra no niady ho antsika, ny kintana tamin’ny lalana ombany no niady tamin’i Sisarà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eny an-danitra eny no nandray anjara tamin’ny ady koa ny kintana, ka ny fihodinkodinana arahiny no niadiany tamin’i Siserà.
Malagasy Bible 1865
Avy tany an-danitra no nisy ady: ny kintana tamin'ny nalehany niady tamin'i Sisera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy teny amin’ny lanitra no niady ny kintana. Avy teny amin’ny lalany no niadiany tamin’i Sisera.
malagasy
Avy tany an-danitra no nisy ady: ny kintana tamin'ny nalehany niady tamin'i Sisera.