Judges 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ony Kisona no nipaoka ireo mpanjaka, ilay ony ela, dia ny ony Kisona. Mandrosoa amin-kery ianao, ry fanahiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ranon-driaka Sisaona no nanakodia ny fatin’ireny, dia ny ranon-driaka tamin’ny andro fahagola, ny ranon-driaka Sisôna. Mandrosoa an-kasahiana, ry fanahiko ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Renirano efa nikoriana hatry ny ela, dia ny renirano Kisôna, no nipaoka ny fahavalo. Aoka mba hiroso hiady amin-kerim-po koa aho!
Malagasy Bible 1865
Ny ony Kisona nipaoka azy, Izany ony ela izany, dia ny ony Kisona. Mandrosoa amin-kery ianao, ry fanahiko!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ony Kisona no nipaoka ireo mpanjaka, ilay ony ela, dia ny ony Kisona. Mandrosoa amin-kery ianao, ry fanahiko!
malagasy
Ny ony Kisona nipaoka azy, Izany ony ela izany, dia ny ony Kisona. Mandrosoa amin-kery ianao, ry fanahiko![Na: ony be ady]