Judges 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny firimorimony, dia ny firimorimon’ny maheriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikatrokatroka tamin’izay ny kitron’ny soavaly, tamin’ny hazakazaka, dia ny firiotran’ny mpiadiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihazakazaka mafy ny soavaly; ka nikatrokatroka ny hitsa-kitrony.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny firimorimony, dia ny firimorimon’ny maheriny.
malagasy
Tamin'izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.