Judges 5:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahìna amin’ny samy vehivavy mitoetra an-day anie i Jaela, vadin’i Hebera kenita! Eny, hotahìna amin’ny samy vehivavy mitoetra an-day anie izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hosoavina noho ny vehivavy i Jahela vadin’i Hebera, Kineanina; hosoavina noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîna mihoatra noho ny vehivavy rehetra kosa anie i Jahela izay vadin’i Hebera lehilahy kenita! Eny, hotahîna mihoatra noho ny vehivavy rehetra izay mitoetra an-day anie izy!
Malagasy Bible 1865
Hotahina mihoatra noho ny vehivavy anie Jaela, vadin'i Hebera Kenita; Eny, hotahina mihoatra noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahìna amin’ny samy vehivavy mitoetra an-day anie i Jaela, vadin’i Hebera kenita! Eny, hotahìna amin’ny samy vehivavy mitoetra an-day anie izy!
malagasy
Hotahina mihoatra noho ny vehivavy anie Jaela, vadin'i Hebera Kenita; Eny, hotahina mihoatra noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy.