Judges 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rano no nangatahin-dRalehilahy dia ronono no nomeny azy; teo an-dovian’olona ambony no nitondrany ronono mandry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rano no nangatahiny, ronono no nomeny azy; ronono tsy misy fangarony no natolony tamin’ny kopy mihaja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rano no nangatahin’i Siserà; nefa ronono kosa no nomeny azy, dia rononomandry tao anaty tsatokaty marevaka.
Malagasy Bible 1865
Rano no nangatahin-dralehilahy, fa ronono aza no nomeny azy; Teo an-dovian'andriana no nitondrany rononomandry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rano no nangatahin-dRalehilahy dia ronono no nomeny azy; teo an-dovian’olona ambony no nitondrany ronono mandry.
malagasy
Rano no nangatahin-dralehilahy, fa ronono aza no nomeny azy; Teo an-dovian'andriana no nitondrany rononomandry.