Judges 5:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandray ny tsatòkan-day ny tanany, ny tanany havanana no nandray ny tantanan’ny mpiasa, dia namely an’i Sisera tamin’ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; nahapotika sy nahaboroaka ny fihirifany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanany anila mandray ny tsima-day, ary ny tanany havanana ny tantanan’ny mpiasa. Dia asiany i Sisarà, vakìny ny lohany; torotoroiny, gorobahany ny fihirifany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo noraisiny tamin’ny tanan-kavia ny tsimaday ary tamin’ny tanan-kavanana ny tantanan’ny mpiasa, dia nasiany ka vaky ny lohan’i Siserà; ary nataony gorobaka ny fihirifany.
Malagasy Bible 1865
Ny tànany nandray ny tsima-day, Ary ny tànany ankavanana nandray ny tantanan'ny mpiasa, dia namely an'i Sisera tamin'ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; Namely mafy izy, dia nahaboroaka ny fihirifany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandray ny tsatòkan-day ny tanany, ny tanany havanana no nandray ny tantanan’ny mpiasa, dia namely an’i Sisera tamin’ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; nahapotika sy nahaboroaka ny fihirifany izy.
malagasy