Judges 5:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo an-tongo-dRavehivavy izy no nitolefika, lavo, niampatra; eny, teo an-tongony izy no nitolefika, lavo; teo amin’izay nampitolefika azy no niamparan’ny fatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miretaka eo an-tongony, lavo miampatra izy; miretaka eo an-tongony lavo izy, ary eo amin’izay iretahany ihany, no itsirany tsy misy aina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo an-tongo-dravehivavy izy no nitolefika sy nianjera ary nitsitra; teo an-tongo-dravehivavy teo izy no nitolefika sy nianjera; teo amin’ny nahatolefika azy teo izy no nianjera ka maty.
Malagasy Bible 1865
Teo amin'ny tongo-dravehivavy no niondrehany nahalavoany niamparany, eny, teo amin'ny tongony no niondrehany nahalavoany teo amin'izay niondrehany no niamparan'ny fatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo an-tongo-dRavehivavy izy no nitolefika, lavo, niampatra; eny, teo an-tongony izy no nitolefika, lavo; teo amin’izay nampitolefika azy no niamparan’ny fatiny.
malagasy
Teo amin'ny tongo-dravehivavy no niondrehany nahalavoany niamparany, eny, teo amin'ny tongony no niondrehany nahalavoany teo amin'izay niondrehany no niamparan'ny fatiny.