Judges 5:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo am-baravarankely no nitsirihan’ny renin’i Sisera ka niantsoantsoany mafy; eny, niantso teo amin’ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesy fitondrany miady vao tonga? Nahoana no mitaredratra ny kodiaran’ny kalesiny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo am-baravarankely amin’ny makarakara, no mijery ny renin’i Sisarà sady mikiakiaka: ‹Nahoana izato kalesiny no dia ela fiavy? Nahoana izato saretiny no dia miadam-pandeha?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitazana teo am-baravarankely ny renin’i Siserà, teo anelanelan’ny makarakara izy no nitaraina hoe: «Nahoana àry no mbola tsy tonga ihany ny kalesiny? Nahoana àry no mitaredretra any ny kalesiny?»
Malagasy Bible 1865
Tao amin'ny varavarankely no nitsirihan'ny renin'i Sisera ka niantsoantsoany mafy; Eny, niantso tao amin'ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesiny vao tonga? Nahoana no mitaredretra ny kodian'ny kalesiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo am-baravarankely no nitsirihan’ny renin’i Sisera ka niantsoantsoany mafy; eny, niantso teo amin’ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesy fitondrany miady vao tonga? Nahoana no mitaredratra ny kodiaran’ny kalesiny?
malagasy