Judges 5:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay hendry indrindra tamin’ireo vehivavy manankaja teo aminy, eny, izy tenany aza, dia niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mahira-tsaina amin’ny andriambavy tandapany no mamaly azy; ary ny tenin’ireo no averiny ao am-pony:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay hendry indrindra tamin’ireo andriambavy namany no nanome azy izao valinteny manaraka izao, ka izany koa no naverimberin’ny tenany hoe:
Malagasy Bible 1865
Izay hendry tamin'ny andriambaviny no namaly azy, eny, ny tenany aza namaly hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay hendry indrindra tamin’ireo vehivavy manankaja teo aminy, eny, izy tenany aza, dia niteny hoe:
malagasy
Izay hendry tamin'ny andriambaviny no namaly azy, eny, ny tenany aza namaly hoe: