Judges 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka! Atongilano ny sofinareo, ry mpanapaka! Izaho indrindra no hihira ho an’NY TOMPO; hihira ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa, ry mpanjaka, mampandria sofina, ry mpanjaka: fa izaho dia izaho no hidera an’i Iaveh amin’ny hira, hilaza hira ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa ianareo, ry mpanjaka, manongilàna sofina ianareo, ry mpifehy, fa hihira ho an’ny TOMPO aho; eny, hikaloako salamo ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka, mihainoa ianareo, ry mpanapaka! Izaho indrindra no hihira ho an'i Jehovah; hankalaza an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka! Atongilano ny sofinareo, ry mpanapaka! Izaho indrindra no hihira ho an’NY TOMPO; hihira ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, aho.
malagasy
Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka, mihainoa ianareo, ry mpanapaka! Izaho indrindra no hihira ho an'i Jehovah; hankalaza an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho.