Judges 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andron’i Samgara, zanak’i Anata sy tamin’ny andron’i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan’ny mpandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andron’i Simagara, zanak’i Amata, tamin’ny andron’i Jahela ny lalam-be tsy nodiavina, fa ny sakeli-dalana mihodivitra no nomban’ny mpandeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andron’i Samgary zanakalahin’i Hanata sy tamin’ny andron’i Jahela dia nidify ity faritra ity ny andian’ireo mpitaingin-drameva; fa nanaraka lalan-kafa ireo mpandeha.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andron'i Samgara, zanak'i Anata, sy tamin'ny andron'i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan'ny mpandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andron’i Samgara, zanak’i Anata sy tamin’ny andron’i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan’ny mpandeha.
malagasy
Tamin'ny andron'i Samgara, zanak'i Anata, sy tamin'ny andron'i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan'ny mpandeha.