Judges 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy mpanapaka intsony teo amin’ny Israely; eny, nitsahatra izany, mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lao ny tany an-tsahan’i Israely, mandra-pitsangako, izaho Debôrà, mandra-pitsangako izaho reny teo amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy lehibe intsony, tsy nisy lehibe intsony teto amin’i Israely, mandra-pisehoko izaho Debôrà ho toy ny reny teto amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Lao ny tany an-tsaha; eny, lao tamin'ny Isiraely izany, Mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy mpanapaka intsony teo amin’ny Israely; eny, nitsahatra izany, mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin’ny Israely.
malagasy
Lao ny tany an-tsaha; eny, lao tamin'ny Isiraely izany, Mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin'ny Isiraely.[Na: Tsy nisy mpanapaka; eny nitsahatra]