Judges 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nifidy andriamanitra vaovao ny olona ka tamin’izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nahitana ampinga na lefona na dia iray akory aza va teo amin’ny olona efatra alina tamin’ny Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nifidy andriamani-baovao ny olona, ka nitsidika eo am-bavahady ny ady, ary ny ampinga aman-defona tsy nisy hita, teo amin’ny olona efatra alina, amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifidy andriamani-baovao ny olona ka vetivety dia vaky ny ady; nefa zara raha nahitana ampinga na lefona iray ho an’ny vatan-dehilahy andiany efapolo teto Israely.
Malagasy Bible 1865
Nifidy andriamani-baovao ny olona, Ary tamin'izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nisy ampinga na lefona na dia iray akory aza hita va teo amin'ny olona efatra alina tamin'ny Isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nifidy andriamanitra vaovao ny olona ka tamin’izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nahitana ampinga na lefona na dia iray akory aza va teo amin’ny olona efatra alina tamin’ny Israely?
malagasy
Nifidy andriamani-baovao ny olona, Ary tamin'izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nisy ampinga na lefona na dia iray akory aza hita va teo amin'ny olona efatra alina tamin'ny Isiraely?