Judges 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny foko dia mankasitraka ireo mpitari-tafika eo amin’ny Israely izay nanolo-tena an-tsitrapo teo amin’ny vahoaka. Miderà NY TOMPO ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantoraka amin’ny mpitondra an’i Israely ny foko sy amin’ny vahoaka anisan’ny nanolo-tena: Misaora an’i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ahy ny fo dia miandany amin’ireo komandin’i Israely; ny foko dia miandany amin’ireo vahoaka nanolo-tena hiady; koa isaory ny TOMPO izany!
Malagasy Bible 1865
Ny foko mankasitraka ny mpanapaka amin'ny Isiraely, izay nazoto nanolo-tena teo amin'ny vahoaka, miderà an'i Jehovah ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny foko dia mankasitraka ireo mpitari-tafika eo amin’ny Israely izay nanolo-tena an-tsitrapo teo amin’ny vahoaka. Miderà NY TOMPO ianareo!
malagasy
Ny foko mankasitraka ny mpanapaka amin'ny Isiraely, izay nazoto nanolo-tena teo amin'ny vahoaka, miderà an'i Jehovah ianareo.