Judges 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely ka natolotry NY TOMPO ho eo an-tanan’ny Midianita nandritra ny fito taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh ny zanak’i Israely, ka natolotr’i Iaveh ho eo an-tanan’i Madiàna, fito taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO indray ny Israelita ka natolotry ny TOMPO ho eo an-tanan’ny Midianita nandritra ny fito taona.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, ka dia natolotr'i Jehovah ho eo an-tànan'ny Midiana fito taona izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely ka natolotry NY TOMPO ho eo an-tanan’ny Midianita nandritra ny fito taona.
malagasy
[Ny nampahorian'ny Midiana ny Isiraely, sy ny niantsoan'Andriamanitra an'i Gideona ho mpamonjy azy] Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, ka dia natolotr'i Jehovah ho eo an-tànan'ny Midiana fito taona izy;