Judges 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Aho taminareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita izay tompon’ny tany onenanareo. Nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Aho taminareo: Izaho no Iaveh Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amôreana, izay onenanareo ny taniny. Kanjo tsy nihaino ny feoko ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nambarako taminareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Ka tsy tokony hatahoranareo ny andriamanitry ny Amôrita eo amin’ny tany izay onenanareo nefa tsy nihaino Ahy ianareo.»
Malagasy Bible 1865
ary hoy Izaho taminareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita, izay tompon'ny tany onenanareo; nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Aho taminareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita izay tompon’ny tany onenanareo. Nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.
malagasy
ary hoy Izaho taminareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita, izay tompon'ny tany onenanareo; nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.