Judges 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitodika nijery azy NY TOMPO ka niteny hoe: Mandehana amin’izao herinao izao ka vonjeo amin’ny tanan’ny Midianita ny Israely. Tsy efa naniraka anao va Aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitodika azy i Iaveh ka nanao hoe: «Mandehana amin’izao hery anananao izao, ka afaho amin’ny tanan’i Madiàna i Israely; tsy efa nirahiko va ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitodika nijery azy ny TOMPO ka niteny taminy hoe: –Mandehàna amin’izao herinao izao, ka afaho teo am-pelatanan’ny Midianita ny Israelita, fa Izaho no naniraka anao.
Malagasy Bible 1865
Dia nitodika nijery azy Jehovah ka nanao hoe: Mandehana amin'izao herinao izao, ka vonjeo ny Isiraely amin'ny tanan'ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitodika nijery azy NY TOMPO ka niteny hoe: Mandehana amin’izao herinao izao ka vonjeo amin’ny tanan’ny Midianita ny Israely. Tsy efa naniraka anao va Aho?
malagasy
Dia nitodika nijery azy Jehovah ka nanao hoe: Mandehana amin'izao herinao izao, ka vonjeo ny Isiraely amin'ny tanan'ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho?