Judges 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO taminy: Homba anao tokoa Aho ka hamely ny Midianita toy ny famely olona iray monja ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh nanao taminy hoe: «Homba anao Aho, ka horesenao toy ny olona iray monja i Madiàna».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ny TOMPO taminy: –Homba anao Aho, ka toy ny famelezana olona iray monja no hamelezanao ny Midianita.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah taminy: Homba anao tokoa Aho, ka hamely ny Midiana toy ny famely olona iray monja ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO taminy: Homba anao tokoa Aho ka hamely ny Midianita toy ny famely olona iray monja ianao.
malagasy
Dia hoy Jehovah taminy: Homba anao tokoa Aho, ka hamely ny Midiana toy ny famely olona iray monja ianao.