Judges 6:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy Taminy: Miangavy Anao aho, raha mahita fitia eto imasonao, mba anehoy famantarana aho fa Ianao tokoa no miteny amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Jedeôna taminy: «Raha nahita fitia teo imasonao aho, mba omeo famantarana fa Ianao no miteny amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly Azy i Gidehôna hoe: –Raha sitrakao àry, dia mba omeo famantarana aho fa Ianao tokoa no miteny amiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Masina Hianao, raha mahita fitia eto imasonao ary aho, dia anehoy famantarana fa Hianao no miteny amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy Taminy: Miangavy Anao aho, raha mahita fitia eto imasonao, mba anehoy famantarana aho fa Ianao tokoa no miteny amiko.
malagasy
Dia hoy izy taminy: Masina Hianao, raha mahita fitia eto imasonao ary aho, dia anehoy famantarana fa Hianao no miteny amiko.