Judges 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanampatra ny heriny tamin’ny Israely ny Midianita ka ny tahotra ny Midianita no nanamboaran’ny Zanak’Israely fierena tany an-tendrombohitra sy zohy ary toeram-pialofana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahery tamin’i Israely ny tanan’i Madiàna. Noho ny amin’i Madiàna no nanaovan’ny zanak’i Israely ireo zohy any an-tendrombohitra, mbamin’ireo lava-bato sy ny havoana mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nahery vaika tamin’ny Israelita loatra ny famelezan’ny Midianita; koa noho ny tahony azy dia nanamboatra lalan-kizo sy zohy fierena ary toerana sarotra anihina tany an-tendrombohitra ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
ary ny tanan'ny Midiana dia nahery tamin'ny Isiraely, ka ny tahony ny Midiana no nanamboaran'ny Zanak'Isiraely ireo fierena any an-tendrombohitra sy ireo zohy mbamin'ny fiarovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanampatra ny heriny tamin’ny Israely ny Midianita ka ny tahotra ny Midianita no nanamboaran’ny Zanak’Israely fierena tany an-tendrombohitra sy zohy ary toeram-pialofana.
malagasy
ary ny tanan'ny Midiana dia nahery tamin'ny Isiraely, ka ny tahony ny Midiana no nanamboaran'ny Zanak'Isiraely ireo fierena any an-tendrombohitra sy ireo zohy mbamin'ny fiarovana.