Judges 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ilay Anjelin’Andriamanitra taminy: Raiso ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira ka apetraho eo ambonin’irỳ harambato irỳ, ary araraho eo amboniny ny ron-kena. Dia nataony izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny Anjelin’i Iaveh taminy: «Alao ny hena sy ny mofo tsy misy lalivay, apetraho eo ambonin’ity vatolampy ity, sy rotsahy ny ro.» Dia nataony izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ilay anjelin’Andriamanitra taminy: –Apetraho eo ambonin’ity harambato ity ny hena sy ny mofo tsy misy leviora ka tondrahy ron-kena. Dia nataon’i Gidehôna izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ilay Anjelin'Andriamanitra taminy: Raiso ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira, ka apetraho eo ambonin'ity harambato ity, ary aidino ny ron-kena. Dia nataony izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ilay Anjelin’Andriamanitra* taminy: Raiso ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira ka apetraho eo ambonin’irỳ harambato irỳ, ary araraho eo amboniny ny ron-kena. Dia nataony izany.
malagasy
Ary hoy Ilay Anjelin'Andriamanitra taminy: Raiso ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira, ka apetraho eo ambonin'ity harambato ity, ary aidino ny ron-kena. Dia nataony izany.