Judges 6:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitan’i Gideona fa Anjelin’NY TOMPO ilay teo ka hoy izy: Andray, ry TOMPO Andriamanitra ô! Hay, nahita ilay Anjelin’NY TOMPO nifanatrika aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia fantatr’i Jedeôna fa Anjelin’i Iaveh iny ka hoy i Jedeôna: «Maty aho, ry Iaveh Tompo ô, fa nahita nifanatri-tava tamin’ny Anjelin’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Takatr’i Gidehôna tamin’izay fa anjelin’ny TOMPO ilay teo ka hoy izy hoe: –Lozako, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, fa nahita ny anjelinao nifanatrika tamiko aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hitan'i Gideona fa Anjelin'i Jehovah Izy, ka hoy izy: Adray, Jehovah Tompo ô! fa nahita Ilay Anjelin'i Jehovah nifanatrika aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitan’i Gideona fa Anjelin’NY TOMPO ilay teo ka hoy izy: Andray, ry TOMPO Andriamanitra ô! Hay, nahita ilay Anjelin’NY TOMPO nifanatrika aho!
malagasy
Dia hitan'i Gideona fa Anjelin'i Jehovah Izy, ka hoy izy: Adray, Jehovah Tompo ô! fa nahita Ilay Anjelin'i Jehovah nifanatrika aho.