Judges 6:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy NY TOMPO taminy: Fiadanana anie ho anao; aza matahotra; tsy ho faty ianao tsy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh taminy: «Tomoera amim-piadanana, aza matahotra, fa tsy ho faty ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny TOMPO taminy; –Fiadanana anie ho aminao; aza matahotra, fa tsy ho faty ianao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jehovah taminy: Fiadanana anie ho anao; aza matahotra; tsy ho faty ianao tsy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy NY TOMPO taminy: Fiadanana anie ho anao; aza matahotra; tsy ho faty ianao tsy akory.
malagasy
Fa hoy Jehovah taminy: Fiadanana anie ho anao; aza matahotra; tsy ho faty ianao tsy akory.