Judges 6:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanorina alitara teo ho an’NY TOMPO i Gideona, ary ny anarany dia nataony hoe Adonay-Shalom, na: NY TOMPO dia fiadanana. Mbola ao Ofran’ilay Abiezerita izany mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina ôtely teo i Jedeôna ho an’i Iaveh ka nantsoiny hoe: Iaveh-Saloma; mbola ao Efràn’i Abiesera izany mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanorina alitara ho an’ny TOMPO teo i Gidehôna, ka io toerana io dia nantsoiny hoe «Ny TOMPO manome fiadanana»; ary mandraka androany izany alitara izany dia mbola ao Hôfrà, tanànan’ny tarik’i Abihezera.
Malagasy Bible 1865
Ary Gideona nanorina alitara teo ho an'i Jehovah-saloma; mbola ao Ofran'ny Abiezrita izany mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanorina alitara teo ho an’NY TOMPO i Gideona, ary ny anarany dia nataony hoe Adonay-Shalom, na: NY TOMPO dia fiadanana. Mbola ao Ofran’ilay Abiezerita izany mandraka androany.
malagasy
Ary Gideona nanorina alitara teo ho an'i Jehovah-saloma; mbola ao Ofran'ny Abiezrita izany mandraka androany.[Jehovah-saloma = Jehovah no fiadanana]