Judges 6:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nifanontany izy ireo hoe: Iza re no nanao izao zavatra izao? Ary rehefa nikaroka sy nanadihady izy ireo dia nilaza hoe: I Gideona, zanak’i Joasy, no nanao izao zavatra izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifampilaza izy nanao hoe: «Iza no nanao izany?» Nanontany izy sy namototra ary nisy nilaza taminy hoe: «I Jedeôna zanak’i Jôasy no nanao izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nifanontany ny olona hoe: –Iza no nanao an’izao zavatra izao? Dia nikaroka sy nanao ampamoaka izy; ka nisy nilaza fa i Gidehôna, zanakalahin’i Jôasy, no nanao azy.
Malagasy Bible 1865
dia nifanontany hoe izy: Iza re no nanao izany zavatra izany e? Ary raha nifanontany sy nifamoaka teo izy, dia hoy izy: Gideona, zanak'i Joasy, no nanao izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nifanontany izy ireo hoe: Iza re no nanao izao zavatra izao? Ary rehefa nikaroka sy nanadihady izy ireo dia nilaza hoe: I Gideona, zanak’i Joasy, no nanao izao zavatra izao!
malagasy
dia nifanontany hoe izy: Iza re no nanao izany zavatra izany e? Ary raha nifanontany sy nifamoaka teo izy, dia hoy izy: Gideona, zanak'i Joasy, no nanao izany zavatra izany.