Judges 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa namafy ny Israely dia niakatra hanafika azy ny Midianita sy ny Amalekita ary ireo zanaky ny Atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa namafy voa i Israely, dia niakatra i Madiàna mbamin’i Amaleka ary ny zanaky ny Atsinanana, ka nanafika azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa isaky ny avy nanao famafazam-boa ny sahany ny Israelita, dia tonga nanafika ny Midianita niaraka tamin’ny Hamalekita sy ireo mpifindrafindra lasy avy any atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa namafy voa ny Isiraely, dia avy ny Midiana sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana ka niakatra hanafika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa namafy ny Israely dia niakatra hanafika azy ny Midianita sy ny Amalekita ary ireo zanaky ny Atsinanana.
malagasy
Ary rehefa namafy voa ny Isiraely, dia avy ny Midiana sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana ka niakatra hanafika azy.