Judges 6:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary notafina ny Fanahin’NY TOMPO i Gideona; dia nitsoka anjomara izy ka nivory nanaraka azy ny Abiezerita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa notsindrian’ny Fanahin’i Iaveh i Jedeôna ka nitsoka trômpetra, dia nivory nanaraka azy ny Abieserita;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa notsindrian’ny Fanahin’ny TOMPO i Gidehôna, dia nitsoka trompetra mba hiantso ny vatan-dehilahy tao amin’ny tarika abihezerita hanaraka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary notafina ny Fanahin’NY TOMPO i Gideona; dia nitsoka anjomara izy ka nivory nanaraka azy ny Abiezerita.
malagasy
Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita.