Judges 6:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Gideona tamin’Andriamanitra: Raha hamonjy ny Israely amin’ny tanako tokoa Ianao araka izay nolazainao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jedeôna tamin’i Iaveh: «Raha ny tanako tokoa no tianao hamonjena an’i Israely, araka ny voalazanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Gidehôna tamin’Andriamanitra: –Raha sitrakao tokoa ny hamonjy ny Israelita amin’ny alalan’ny tanako araka izay efa voalazanao,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Gideona tamin'Andriamanitra: Raha ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Gideona tamin’Andriamanitra: Raha hamonjy ny Israely amin’ny tanako tokoa Ianao araka izay nolazainao,
malagasy
Ary hoy Gideona tamin'Andriamanitra: Raha ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao,