Judges 6:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
indro, hapetrako eo amin’ny famoloana ity faham-bolon’ondry iray ity; koa raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando fa maina kosa ny tany manontolo dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Israely araka izay nolazainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
indro hametraka volon’ondry eto am-pamoloana aho, ka raha ny volon’ondry irery no lenan’ny ando, fa ny tany rehetra kosa ho maina, dia ho fantatro fa ny tanako tokoa no hanafahana an’i Israely araka ny voalazanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia indro havelatro eo am-pamoloana ny volon’ondry; ka raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando, fa ny tany manodidina azy kosa ho maina avokoa, dia ho fantatro fa ny tanako tokoa no hamonjenao an’i Israely, araka izay efa nambaranao.
Malagasy Bible 1865
indro, hapetrako eo amin'ny famoloana ity volon'ondry iray manontolo ity, ka raha ny volon'ondry ihany no lenan'ny ando, fa maina ny tany rehetra, dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
indro, hapetrako eo amin’ny famoloana ity faham-bolon’ondry iray ity; koa raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando fa maina kosa ny tany manontolo dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Israely araka izay nolazainao.
malagasy