Judges 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitoby tandrifiny ireny ka nanimba ny vokatry ny tany, hatrany akaikin’i Gaza; tsy nisy zavatra navelany mba hiveloman’ny Israely, na ondry na osy na omby na boriky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoby tandrifin’i Israely izy ireo, dia nandrava ny vokatry ny tany, hatrany akaikin’i Gazà; nataony mafafa mihitsy ny fiveloman’i Israely, na ondry, na ampondra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoby teo amin’ny sahan’ny Israelita ireny ka nanimba ny vokatry ny taniny hatrany Gazà, ary tsy nisy zavatra navelany hohanin’ny Israelita, tsy nisy navelany ho azy na ondry aman’osy na omby na boriky.
Malagasy Bible 1865
Dia nitoby tandrifiny ireny ka nanimba ny vokatry ny tany hatrany akaikin'i Gaza; ary tsy nisy zavatra navelany hiveloman'ny Isiraely, na ondry aman'osy, na omby, na boriky;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitoby tandrifiny ireny ka nanimba ny vokatry ny tany, hatrany akaikin’i Gaza; tsy nisy zavatra navelany mba hiveloman’ny Israely, na ondry na osy na omby na boriky.
malagasy
Dia nitoby tandrifiny ireny ka nanimba ny vokatry ny tany hatrany akaikin'i Gaza; ary tsy nisy zavatra navelany hiveloman'ny Isiraely, na ondry aman'osy, na omby, na boriky;