Judges 6:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’Andriamanitra izany tamin’ny alin’iny, koa ny volon’ondry ihany no maina fa ny tany manontolo kosa dia lenan’ny ando.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’Andriamanitra izany tamin’izay; ny volon’ondry irery no maina ary ny tany rehetra no lenan’ny ando.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’iny alina iny ihany dia notanterahin’Andriamanitra izany ka ny volon’ondry ihany no maina fa ny tany nanodidina azy kosa dia lenan’ny ando avokoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'Andriamanitra izany tamin'ny alin'iny, ka ny volon'ondry ihany no maina, fa ny tany rehetra kosa dia lenan'ny ando.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’Andriamanitra izany tamin’ny alin’iny, koa ny volon’ondry ihany no maina fa ny tany manontolo kosa dia lenan’ny ando.
malagasy
Dia nataon'Andriamanitra izany tamin'ny alin'iny, ka ny volon'ondry ihany no maina, fa ny tany rehetra kosa dia lenan'ny ando.