Judges 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely noho ny Midianita
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitaraina tamin’i Iaveh ny zanak’i Israely, noho ny amin’i Madiàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nitaraina tamin’ny TOMPO ny Israelita mba hanafaka azy amin’ny Midianita,
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely noho ny Midiana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nitaraina tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely noho ny Midianita
malagasy
Ary raha nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely noho ny Midiana,