Judges 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptiana sy ny tanan’izay rehetra nampahory anareo. Nandroaka ireny teo anoloanareo Aho ka nomeko anareo ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanafaka anareo tamin’ny tanan’izay rehetra nampahory anareo; noroahiko teo anoloanareo ireny dia nomeko anareo ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no nanafaka anareo teo am-pelatanan’ny Ejiptianina sy izay rehetra nampahory anareo. Noroahiko ny fahavalonareo arakaraky ny nandrosoanareo ka nomeko anareo ny taniny.
Malagasy Bible 1865
ary namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy ny tànan'izay rehetra nampahory anareo, dia nandroaka ireny teo anoloanareo Aho, ka nomeko anareo ny taniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptiana sy ny tanan’izay rehetra nampahory anareo. Nandroaka ireny teo anoloanareo Aho ka nomeko anareo ny taniny.
malagasy
ary namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy ny tànan'izay rehetra nampahory anareo, dia nandroaka ireny teo anoloanareo Aho, ka nomeko anareo ny taniny;