Judges 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha matahotra hidina ianao dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin’ny toby i Pora zatovonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha matahotra ny hamely azy ianao, dia miaraha midina amin’i Farà mpanomponao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha matahotra ny hanafika ny toby ianao, dia ento midina miaraka aminao aloha i Porà mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha matahotra hidina ianao, dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin'ny toby Pora zatovonao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha matahotra hidina ianao dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin’ny toby i Pora zatovonao.
malagasy
Fa raha matahotra hidina ianao, dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin'ny toby Pora zatovonao;