Judges 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nozarainy telo toko ny telonjato lahy ka samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tanany sy siny tsy nisy rano ary fanilo tao anatin’ny siny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nozarainy telo izy telon-jato lahy, ka samy nomeny trômpetra sy siny foana avokoa; ary fanilo tao anaty siny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nozarain’i Gidehôna ho antokony telo ireo telonjato lahy, ka samy nomeny trompetra iray sy siny foana iray ary fanilo iray avy isan-dahy ka hapetraka ao anaty siny.
Malagasy Bible 1865
Dia nozarainy telo toko ny telon-jato lahy, ary samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tànany ary siny tsy nisy rano sy fanilo tao anatin'ny siny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nozarainy telo toko ny telonjato lahy ka samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tanany sy siny tsy nisy rano ary fanilo tao anatin’ny siny.
malagasy
Dia nozarainy telo toko ny telon-jato lahy, ary samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tànany ary siny tsy nisy rano sy fanilo tao anatin'ny siny.