Judges 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mitsoka ny anjomara aho sy izay miaraka amiko dia mitsofa anjomara manodidina ny toby manontolo koa ianareo ka miantsoa hoe: Ho an’NY TOMPO sy ho an’i Gideona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa mitsoka trômpetra aho sy ireo miaraka amiko, dia mitsofa trômpetra manodidina ny toby koa ianareo, ka milazà hoe: Ho an’i Iaveh sy ho any Jedeôna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mitsoka trompetra ny tenako sy ny olona miaraka amiko, dia mba mitsofa trompetra manodidina ny toby koa ka miantsoantsoa hoe: «Ho an’ny TOMPO sy ho an’i Gidehôna!»
Malagasy Bible 1865
Raha mitsoka ny anjomara izaho sy izay miaraka amiko, dia mba mitsofa ny anjomara manodidina ny toby rehetra koa ianareo, ka miantsoa hoe: An'i Jehovah sy Gideona!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mitsoka ny anjomara aho sy izay miaraka amiko dia mitsofa anjomara manodidina ny toby manontolo koa ianareo ka miantsoa hoe: Ho an’NY TOMPO sy ho an’i Gideona!
malagasy
Raha mitsoka ny anjomara izaho sy izay miaraka amiko, dia mba mitsofa ny anjomara manodidina ny toby rehetra koa ianareo, ka miantsoa hoe: An'i Jehovah sy Gideona!