Judges 7:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsoka anjomara avokoa ny telo toko sady namaky ny sininy ka nihazona ny fanilo teny an-tanany havia ary ny anjomara teny an-tanany havanana mba hotsofiny; dia niantso izy hoe: Ny sabatry NY TOMPO sy i Gideona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, samy nitsoka ny trômpetra sy namaky ny sininy avy izy telo toko, ka ny tanany havia moa nihazona ny fanilo, ary ny havanana kosa ny trômpetra hotsofiny, dia niantso mafy izy nanao hoe: «Sabatra ho an’i Iaveh sy ho an’i Jedeôna».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao toy izany koa ireo antokony roa hafa. Samy nihazona ny fanilo tamin’ny tanany havia izy rehetra ary nitana ny trompetra tamin’ny tanany havanana hitsofany azy; dia niantsoantso izy hoe: «Tafiho amin’izay, ho an’ny TOMPO sy ho an’i Gidehôna!»
Malagasy Bible 1865
Dia mba nitsoka ny anjomara avokoa ny telo toko sady namaky ny sininy, ka nihazona ny fanilo teny an-tànany ankavia ary ny anjomara teny an-tànany ankavanana mba hotsofiny; dia niantso hoe izy: Ny sabatr'i Jehovah sy Gideona!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsoka anjomara avokoa ny telo toko sady namaky ny sininy ka nihazona ny fanilo teny an-tanany havia ary ny anjomara teny an-tanany havanana mba hotsofiny; dia niantso izy hoe: Ny sabatry NY TOMPO sy i Gideona!
malagasy