Judges 7:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary samy nijoro teo amin’ny toerany avy, manodidina ny toby izy rehetra; dia nihazakazaka ny miaramila rehetra ka niantsoantso sady nandositra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nijanona tamin’izay nisy azy nanodidina ny toby avy izy ireo; ka rafitra nihazakazaka, ninananàna sy nandositra ny tao an-toby rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nijoro teo amin’ny toerany manodidina ny toby avy izy rehetra. Fa tao anatin’ny toby kosa dia nihazakazaka ny miaramila rehetra sady niantsoantso sy nandositra.
Malagasy Bible 1865
Ary samy nijanona teo amin'ny fitoerany avy manodidina ny toby izy rehetra; dia nihazakazaka ny miaramila rehetra ka ninananana sady nandositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary samy nijoro teo amin’ny toerany avy, manodidina ny toby izy rehetra; dia nihazakazaka ny miaramila rehetra ka niantsoantso sady nandositra.
malagasy
Ary samy nijanona teo amin'ny fitoerany avy manodidina ny toby izy rehetra; dia nihazakazaka ny miaramila rehetra ka ninananana sady nandositra.