Judges 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsoka anjomara ny telonjato lahy ary nampifamelezin’NY TOMPO tamin’ny sabatra ny miaramila rehetra manerana ny toby, dia nandositra hatrany Bety-Sita izy ka hatrany Zereraha sy hatrany amin’ny sisin’i Abela-Mehola akaiky an’i Tabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy telon-jato lahy moa nitsoka ny trômpetra; I Iaveh kosa nampifamely sabatra ny Madianita sy ny tao an-toby rehetra. Nandositra ny toby hatrany Bety-Seta mankany Sarera ka hatrany amin’ny sisin-tanin’i Abela-Mehôla akaikin’i Tebata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha nitsoka trompetra ireo telonjato lahy, dia nampifamonoan’ny TOMPO tamin’ny sabatra ny samy Midianita eran’ny toby manontolo. Ary izay sisa tsy maty dia nandositra hatrany Bety-Sità, an-dalana ho any Tseredà, sy hatrany an-tsisin’i Abela-Mehôlà, akaikin’i Tabata.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsoka ny anjomara ny telon-jato lahy, ary nampifamelezin'i Jehovah tamin'ny sabatra ny miaramila eran'ny toby rehetra, dia nandositra hatrany Beti-sita izy ka hatrany Zereraha sy hatramin'ny fari-tanin'i Abela-mehola akaiky an'i Tabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsoka anjomara ny telonjato lahy ary nampifamelezin’NY TOMPO tamin’ny sabatra ny miaramila rehetra manerana ny toby, dia nandositra hatrany Bety-Sita izy ka hatrany Zereraha sy hatrany amin’ny sisin’i Abela-Mehola akaiky an’i Tabata.
malagasy