Judges 7:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory ny lehilahin’ny Israely avy tamin’ny Naftaly sy ny Asera ary ny Manase rehetra ka nanenjika ny Midianita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivory ny lehilahy amin’i Israely, ny avy amin’i Neftalì sy amin’i Asera ary amin’i Manase rehetra, ka nanenjika an’i Madiàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novorina ny vatan-dehilahy israelita avy amin’ny foko naftalita sy i aserita ary koa avy amin’ny foko manasita manontolo ka nanenjika ny Midianita.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory ny lehilahy amin'ny Isiraely avy tamin'ny Naftaly sy ny Asera ary ny Manase rehetra ka nanenjika ny Midiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory ny lehilahin’ny Israely avy tamin’ny Naftaly sy ny Asera ary ny Manase rehetra ka nanenjika ny Midianita.
malagasy
Dia nivory ny lehilahy amin'ny Isiraely avy tamin'ny Naftaly sy ny Asera ary ny Manase rehetra ka nanenjika ny Midiana.