Judges 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telonjato lahy no isan’izay nanainga ny tanany tany amin’ny vavany ka nilelaka; fa ny olona sisa rehetra dia nandohalika mba hisotro rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy telon-jato lahy no nilelaka ny rano tamin’ny tanany naingainy ho eo am-bavany, fa ny vahoaka sisa rehetra dia nandohalika avokoa no nisotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy telonjato ny lehilahy nandraoka rano tamin’ny tanany ho amin’ny vavany ka nilelaka azy, fa ny sisa rehetra kosa nandohalika hisotro.
Malagasy Bible 1865
Ary telon-jato lahy no isan'izay nanainga ny tànany tamin'ny vavany ka nilelaka; fa ny olona sisa rehetra dia nandohalika hisotro rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telonjato lahy no isan’izay nanainga ny tanany tany amin’ny vavany ka nilelaka; fa ny olona sisa rehetra dia nandohalika mba hisotro rano.
malagasy
Ary telon-jato lahy no isan'izay nanainga ny tànany tamin'ny vavany ka nilelaka; fa ny olona sisa rehetra dia nandohalika hisotro rano.