Judges 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany alina izany dia hoy NY TOMPO tamin’i Gideona: Mitsangàna, midìna ho any amin’ny toby fa efa natolotro eo an-tananao io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny alin’izay, dia hoy i Iaveh tamin’i Jedeôna: «Mitsangàna ianao, ka midìna ho any an-toby, fa efa natolotro ho eo an-tananao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io alina io dia hoy ny TOMPO tamin’i Gidehôna: –Mitsangàna ka midîna ao an-tobin’ny Midianita, fa efa natolotro eo an-tananao io.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany alina izany dia hoy Jehovah tamin'i Gideona: Mitsangàna, midina ho any amin'ny toby ianao; fa efa natolotro eo an-tananao io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany alina izany dia hoy NY TOMPO tamin’i Gideona: Mitsangàna, midìna ho any amin’ny toby fa efa natolotro eo an-tananao io.
malagasy
Ary tamin'izany alina izany dia hoy Jehovah tamin'i Gideona: Mitsangàna, midina ho any amin'ny toby ianao; fa efa natolotro eo an-tananao io.