Judges 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Gideona dia niakatra tamin’ny lalan’ny mpitoetra an-tranolay, any atsinanan’i Noba sy i Jogbeha ka namely ny toby raha ilay mbola tsy nanampo iny ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra i Jedeôna nihazo ny lalan’ny mpitoetra an-day ao atsinanan’i Nobe sy i Jegbaà, ka namely ny toby izay natoky fa tsy haninona tsy haninona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalan’ny mpifindrafindra lasy, teo atsinanan’ny faritra misy ny tarika Nôba sy ny tanàna Jôgbôhà, no narahin’i Gidehôna ka namelezany ny tobin’ny fahavalony izay tsy nanampo akory.
Malagasy Bible 1865
Ary Gideona niakatra tamin'ny lalan'ny mpitoetra an-day, atsinanan'i Noha sy Jogbeha, ka dia namely ny toby, raha mbola ilay tsy nanampo iny ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Gideona dia niakatra tamin’ny lalan’ny mpitoetra an-tranolay, any atsinanan’i Noba sy i Jogbeha ka namely ny toby raha ilay mbola tsy nanampo iny ny olona.
malagasy
Ary Gideona niakatra tamin'ny lalan'ny mpitoetra an-day, atsinanan'i Noha sy Jogbeha, ka dia namely ny toby, raha mbola ilay tsy nanampo iny ny olona.