Judges 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandositra i Zebaha sy i Zalmona ary nanenjika azy i Gideona ka nisambotra ny mpanjaka midianita roa lahy, dia i Zebaha sy i Zalmona, ary nopotehiny ny tafika manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka vaky nandositra i Zebea sy i Salmanà, nefa nenjehiny ka azony izy roa lahy mpanjakan’i Madiàna, i Zebea sy i Salmanà, ary nampifanaritahiny avokoa ny toby manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsoaka nandositra i Zebaha sy i Tsalmonà, mpanjaka midianita roa lahy, nefa nenjehin’i Gidehôna ka azony sambo-belona; dia izany no nampihorohoroany ny tafika midianita manontolo.
Malagasy Bible 1865
Dia nandositra Zebaha sy Zalmona, ary nanenjika azy ny Isiraely ka nisambotra ny mpanjaka roa tamin'ny Midiana, dia Zebaha sy Zalmona, fa efa nampihorohoroiny avokoa ny toby rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandositra i Zebaha sy i Zalmona ary nanenjika azy i Gideona ka nisambotra ny mpanjaka midianita roa lahy, dia i Zebaha sy i Zalmona, ary nopotehiny ny tafika manontolo.
malagasy
Dia nandositra Zebaha sy Zalmona, ary nanenjika azy ny Isiraely ka nisambotra ny mpanjaka roa tamin'ny Midiana, dia Zebaha sy Zalmona, fa efa nampihorohoroiny avokoa ny toby rehetra.