Judges 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina avy tamin’ny ady, avy teo amin’ny fiakaran’i Heresa i Gideona, zanak’i Joasy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina avy tany amin’ny ady i Jedeôna zanak’i Jôasy, nihazo ny fiakarana Haresy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa niverina avy niady i Gidehôna ka mby teo amin’ny fiakaran’i Heresa,
Malagasy Bible 1865
Dia niverina avy tamin'ny ady Gideona, zanak'i Joasy, avy teo amin'ny fiakarana Heresa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina avy tamin’ny ady, avy teo amin’ny fiakaran’i Heresa i Gideona, zanak’i Joasy.
malagasy
Dia niverina avy tamin'ny ady Gideona, zanak'i Joasy, avy teo amin'ny fiakarana Heresa;