Judges 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisambotra zatovo iray tamin’ny mponina tao Sokota izy ka nanadihady azy; dia nosoratan’ilay zatovo ny anaran’ireo olo-manankajan’i Sokota sy ny loholona tao izay nisy fito amby fitopolo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisambotra zazalahy anankiray amin’ny mponina ao Sokôta izy, nanontaniany, ka nosoratan’io ny anaran’ny lehibe sy ny loholona fitopolo lahy, ao Sokôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nisambotra tovolahy iray avy ao Sokôta ary nanontany azy. Dia nomen’ilehio azy an-tsoratra ny anaran’ireo lehibe sy loholona tao Sokôta ka nisy 77 no isany.
Malagasy Bible 1865
ary nisambotra zatovo tamin'ny mponina tao Sokota izy ka nanontany azy; dia nosoratan'ilay zatovo ny anaran'ireo andrianan'i Sokota sy ny loholona tao, ka fito amby fito-polo lahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisambotra zatovo iray tamin’ny mponina tao Sokota izy ka nanadihady azy; dia nosoratan’ilay zatovo ny anaran’ireo olo-manankajan’i Sokota sy ny loholona tao izay nisy fito amby fitopolo lahy.
malagasy
ary nisambotra zatovo tamin'ny mponina tao Sokota izy ka nanontany azy; dia nosoratan'ilay zatovo ny anaran'ireo andrianan'i Sokota sy ny loholona tao, ka fito amby fito-polo lahy izy.