Judges 8:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka ny loholona tao an-tanàna izy ary tsilo avy tany an-tany efitra sy songosongo ka ireny no noentiny nandrotidrotehana ny mponina tao Sokota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nosamboriny ny loholona tao an-tanàna, ary rehefa nandray tsilo any an’efitra sy roy izy dia namaizany ny mponina tao Sokôta izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalain’i Gidehôna ny tsilo sy ny songosongo avy tany an-taniefitra ka nofaiziny tamin’ireny ireo loholona tao Sokôta.
Malagasy Bible 1865
Dia naka ny loholona tao an-tanàna izy ary tsilo avy tany an-efitra sy sampivato, ka ireny no namaizany ny mponina tao Sokota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka ny loholona tao an-tanàna izy ary tsilo avy tany an-tany efitra sy songosongo ka ireny no noentiny nandrotidrotehana ny mponina tao Sokota.
malagasy
Dia naka ny loholona tao an-tanàna izy ary tsilo avy tany an-efitra sy sampivato, ka ireny no namaizany ny mponina tao Sokota.