Judges 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandrava ny manda avo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noravany koa ny tilikambo tao Fanoela ary novonoiny ny lehilahy tao an-tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noravany koa ny tilikambon’i Peniela ary novonoiny ny mponina tao.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandrava ny manda avo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna.
malagasy
Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna.